kolontsaina

Mpanjaka Andrianampoinimerina Mivoaka anaty tambazotra sariny mbola tanora


  • Zoma 05 Jona 2020

Efa samy nahita avokoa ankehitriny ireo mpiserasera amin’ny tambazotran-tseratsera isan-tsokajiny fa efa mivoaka any ankehitriny ny sarin’ny mpanjaka

 

 

 

Malagasy fahiny malaza Andrianampoinimerina izay ahitana azy amin’ny endriny tanora kokoa raha ilay sary efa zokinjokiny mitondra lefony iny hatrany no navoaka anaty boky samihafa hatrizay fa io ihany no navoakan’ny Frantsay mpanjanaka ho antsika. Ahitana an’io sarin’ny mpanjaka Andrianampoininmerina tanoranora io miranty mazava sady somary mazavazava kokoa eny amin’ny Tranoben’Imerina eny Ambohimanga Rova ankehitriny.

Ntsoavina Evariste

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : kolontsaina

  • « 25 taona isika ! »
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Mafy ny fifamatoran-dry

  • Faha 50
  • Zoma 18 Septambra 2026

taonan’ny tarika Voamaintilany

  • Rovan'i Madagasikara
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafapetraka ireo jiro manome endrika miavaka

  • Fiverenan'i Nono an-tanindrazana
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Fahombiazana ny "Tamberina"

  • FIKAMBANANA NY APINGA
  • Talata 08 Septambra 2026

Hampitombo isa ireo olona

  • FIHEZAMA, Sampana Karaté
  • Alakamisy 03 Septambra 2026

Nandray ny toerany ny

Hijery ny tohiny
FTT