Mpanakanton’ny taona 2000

Hiverina an-tsehatra i Nampoina


  • Alarobia 21 Aogositra 2024

Nandritry ny taona maro izay no tsy nahitana intsony teo amin'ny sehatry ny mozika an’izany Nampoina izany.

Hiverina an-tsehatra indray ny vehivavy ato ho ato, raha ny fampahafantarana efa mandeha eny anivon’ny haino aman-jery rehetra eny. Fifaninanan-kira tamina fahitalavitra rahavavy tamin’ny fotoan’androny no nizarany ho hitam-bahoaka voalohany ny talentany teo amin'ny faha 14 taonany, izany hoe, ny taona 2005. Nampiara-peo tamin'i Joy K, tao anatina hira maromaro izy taorian'izay. Ny fihaonana tamin'ny G'2000's tao amin'ny lapan’ny fanatanjahantena Mahamasina niaraka tamin'ity mpanakanton’ny taona 2000 ity ihany no nahitana azy indray. Ny fiarahany tamin'ny mpankafy farany teo indrindra no nanosika azy indray hanohy ny lalan'ny mozika ary hamokatra rakikira, raha ny fampitam-baovao voaray farany hatrany.
J. Mirija
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : kolontsaina

  • Faha 50
  • Zoma 18 Septambra 2026

taonan’ny tarika Voamaintilany

  • Rovan'i Madagasikara
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafapetraka ireo jiro manome endrika miavaka

  • Fiverenan'i Nono an-tanindrazana
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Fahombiazana ny "Tamberina"

  • FIKAMBANANA NY APINGA
  • Talata 08 Septambra 2026

Hampitombo isa ireo olona

  • FIHEZAMA, Sampana Karaté
  • Alakamisy 03 Septambra 2026

Nandray ny toerany ny

  • REKO
  • Alakamisy 03 Septambra 2026

AMIN'NY 20 SEPTAMBRA Etsy amin'ny lapan'ny

Hijery ny tohiny
FTT