kolontsaina

Mpanakanto nivoy « Kaiamba » Nananganana tsangambato i Dede Fenerive sy Jean Fredy


  • Alatsinainy 26 Oktobra 2020

Notanterahina tao Fenoarivo Atsinanana ny sabotsy teo ny lanonana fanomezam-boninahitra an'ireo mpanakanto mpanao kaiamba sy fanokanana ny tsangambaton'i Dede Fenerive sy Jean Fredy. Mpanakanto nivoy ny « Kaiamba »,

 anisany nitondra avo ny kanto malagasy i Dede Fenerive sy Jean Fredy. Nanakoako eran’i Madagasikara sy hatrany ivelany any ny sanganasan’izy ireo. Marika hita maso fanozamem-boninahitra azy ireo ny nananganana tsangambato ao Fenoarivo Atsiranana, renivohitry ny Faritra Analanjirofo. Nisy ihany koa ny fanomezana mari-boninahitra "Ordre des Arts, des Lettres et de la Culture" ho an'ireo mpihira Kaiamba.

Nangonin’i Jean D.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : kolontsaina

  • « 25 taona isika ! »
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Mafy ny fifamatoran-dry

  • Faha 50
  • Zoma 18 Septambra 2026

taonan’ny tarika Voamaintilany

  • Rovan'i Madagasikara
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafapetraka ireo jiro manome endrika miavaka

  • Fiverenan'i Nono an-tanindrazana
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Fahombiazana ny "Tamberina"

  • FIKAMBANANA NY APINGA
  • Talata 08 Septambra 2026

Hampitombo isa ireo olona

  • FIHEZAMA, Sampana Karaté
  • Alakamisy 03 Septambra 2026

Nandray ny toerany ny

Hijery ny tohiny
FTT