Mpanakanto Nina’s

“Raha tsy misy fahamarinana, tsy misy fampandrosoana”


  • Talata 17 Oktobra 2023

Efa nomen'Andriamanitra tombony isika olombelona hanao izay safidintsika ety an-tany,

hoy ny mpanakanto Nina’s. Ny safidinao anio ihany no hiankinan'ny ampitsonao sy ny hoavin'ny fara aman-dimbinao, hoy izy. Na hisafidy ny lalana marina sy tsara. Na hisafidy ny lalana mampivarina an-kady. Aza mihaino ny hevitry ny hafa fa diniho lalina ny tenanao sy ny fianakavianao aloha! Mbola misakafo ara-dalàna, tsy mandry fotsy ve izahay ato an-trano Mandry ve ny sainay isaky ny hatory na hivoaka any an-dalam-be amin'ny tsy fandriampahalemana Mbola zakanay tsara ve ny vidim-piainana Fototra fotsiny ireo tanisaiko ireo. Raha tsy misy ny fahamarinana dia tsy hisy mihitsy ny fampandrosoana, hoy hatrany ity mpanakanto ity.

J. Mirija
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : kolontsaina

  • « 25 taona isika ! »
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Mafy ny fifamatoran-dry

  • Faha 50
  • Zoma 18 Septambra 2026

taonan’ny tarika Voamaintilany

  • Rovan'i Madagasikara
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafapetraka ireo jiro manome endrika miavaka

  • Fiverenan'i Nono an-tanindrazana
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Fahombiazana ny "Tamberina"

  • FIKAMBANANA NY APINGA
  • Talata 08 Septambra 2026

Hampitombo isa ireo olona

  • FIHEZAMA, Sampana Karaté
  • Alakamisy 03 Septambra 2026

Nandray ny toerany ny

Hijery ny tohiny
FTT