kolontsaina

Mozika vokatry ny tany Tsy ampy ny fampahafantarana azy, hoy Rajery


  • Talata 28 Aogositra 2018

Hanolotra seho miavaka etsy amin’ny Le Taxi Be Antanimena ny sabotsy 1 septambra izao ny andrarezin’ny valiha Malagasy, Rajery.

 Amin’ny maha “Show case” azy moa dia hira manodidina ny 14 isa eo no hatolony amin’io fotoana io. Ny tsikaritra, hoy Rajery, dia tsy mitombina izany Malagasy tsy tia ny azy izany. Eo amin’ny fampahafantarana ilay mozika vokatry ny tany no tsy ampy. Tsapako fa anisan’ny lesoka ho ahy manokana ny tsy fahampian’ny fampahafantarako ireny diako marobe sy mozika nentiko nitety izao tontolo izao ireny. Miha betsaka ihany anefa ireo tanora liana amin’ilay mozikan’izao tontolo izao na ny “World music”. Miha betsaka ihany koa ireo ankizy liana amin’ny Valiha, hoy izy.

J. Mirija


Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : kolontsaina

  • Faha 50
  • Zoma 18 Septambra 2026

taonan’ny tarika Voamaintilany

  • Rovan'i Madagasikara
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafapetraka ireo jiro manome endrika miavaka

  • Fiverenan'i Nono an-tanindrazana
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Fahombiazana ny "Tamberina"

  • FIKAMBANANA NY APINGA
  • Talata 08 Septambra 2026

Hampitombo isa ireo olona

  • FIHEZAMA, Sampana Karaté
  • Alakamisy 03 Septambra 2026

Nandray ny toerany ny

  • REKO
  • Alakamisy 03 Septambra 2026

AMIN'NY 20 SEPTAMBRA Etsy amin'ny lapan'ny

Hijery ny tohiny
FTT