Mozika jazz

Hanolotra seho goavana i Lalatiana


  • Talata 24 Septambra 2024

Azo ambara ho nametraka ny dian-tanany sy tena sangany raha mbola andriambavilanitra mpiangaly

mozika jazz teto Madagasikara izany Lalatiana izany. Azo lazaina ihany koa fa hanolotra seho goavana eto an-toerana izy ny faha 20n’ny volana oktobra izao etsy amin’ny lapan’ny kolontsaina sy fanatanjahantena Mahamasina, raha ny fampahafantarana nataony hatreto, izay nilazana moa fa ho fantatra tsy ho ela ny andinindininy momba izany. Hoavy eto an-tanindrazana indray, araka izany, ity tompon’ny feo, raha samy andriambavilanitra na «diva» malagasy ity, hoy ny filazantsika azy. «Alina indray», «Nanonofy», «Avelao», santionan’ireo hira nahalalana izany antsoina hoe Lalatiana izany, asa hanao ahoana indray ny tsirony 20, 30 taona aty aoriana aty!!?
J. Mirija
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : kolontsaina

  • Faha 50
  • Zoma 18 Septambra 2026

taonan’ny tarika Voamaintilany

  • Rovan'i Madagasikara
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafapetraka ireo jiro manome endrika miavaka

  • Fiverenan'i Nono an-tanindrazana
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Fahombiazana ny "Tamberina"

  • FIKAMBANANA NY APINGA
  • Talata 08 Septambra 2026

Hampitombo isa ireo olona

  • FIHEZAMA, Sampana Karaté
  • Alakamisy 03 Septambra 2026

Nandray ny toerany ny

  • REKO
  • Alakamisy 03 Septambra 2026

AMIN'NY 20 SEPTAMBRA Etsy amin'ny lapan'ny

Hijery ny tohiny
FTT