kolontsaina

Misaona ny tontolon’ny sarimihetsika Nodimandry i Thomas Raoelijaona


  • Alatsinainy 08 Jona 2020

Misaona ny tontolon’ny sarimihetsika Malagasy satria dia nodimandry ny marainan’ny sabotsy teo ny mpilalao sarimihetsika,

 

 

 

Thomas Raolijaona, fantatry ny rehetra amin’ny fiantso hoe Ratoma na Ingahindriana tao anatin’ireo sarimihetsika nahitana azy. Isan’ny nahitana azy ireo sarimihetsika nalaza toy ny “Malok’ila”. Tao anatin’ireo andian-tantara “Play boys” kosa no tena namantaran’ny maro azy. Ny anjara toerana somary masiatsiaka sy mpanefoefo nefa manao fihetsika mahatsikaiky matetika no tena nahitana azy matetika. Mirary fiononana ho an’ny fianakaviany sy ireo akaiky azy rehetra ny gazety Tia tanindrazana.

J. Mirija

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : kolontsaina

  • « 25 taona isika ! »
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Mafy ny fifamatoran-dry

  • Faha 50
  • Zoma 18 Septambra 2026

taonan’ny tarika Voamaintilany

  • Rovan'i Madagasikara
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafapetraka ireo jiro manome endrika miavaka

  • Fiverenan'i Nono an-tanindrazana
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Fahombiazana ny "Tamberina"

  • FIKAMBANANA NY APINGA
  • Talata 08 Septambra 2026

Hampitombo isa ireo olona

  • FIHEZAMA, Sampana Karaté
  • Alakamisy 03 Septambra 2026

Nandray ny toerany ny

Hijery ny tohiny
FTT