Misaona ny tontolon'ny zava-kanto malagasy

Nodimandry i Murah Khang Chan


  • Zoma 02 Mey 2025

Heno ny alin'ny alarobia 30 aprily teo fa nodimandry i Murah Khang Chan,

mpanakanto, mpihira, mpilalao sarimihetsika fantatry ny maro tao anatin'ilay sarimihetsika malagasy mitondra ny lohateny hoe "Lolita". Izy rahateo moa no namorona sy nihira ny hira ofisialy na "Bande originale" tao anatin'izany sarimihetsika izany. Isan'ireo mpilalao fototra tao anatin'izany ihany koa ity mpanakanto azo lazaina hoe feno saingy indrisy fa folaka an-datony ity. Misaona ny tontolon'ny zava-kanto malagasy ary ny fianakaviamben'ny gazety Tia tanindrazana dia miara-ory ihany koa amin'ny fianakaviana mana-manjo!
J. Mirija
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : kolontsaina

  • Faha 50
  • Zoma 18 Septambra 2026

taonan’ny tarika Voamaintilany

  • Rovan'i Madagasikara
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafapetraka ireo jiro manome endrika miavaka

  • Fiverenan'i Nono an-tanindrazana
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Fahombiazana ny "Tamberina"

  • FIKAMBANANA NY APINGA
  • Talata 08 Septambra 2026

Hampitombo isa ireo olona

  • FIHEZAMA, Sampana Karaté
  • Alakamisy 03 Septambra 2026

Nandray ny toerany ny

  • REKO
  • Alakamisy 03 Septambra 2026

AMIN'NY 20 SEPTAMBRA Etsy amin'ny lapan'ny

Hijery ny tohiny
FTT