Mirana sy ny kabosiny

Hanolotra seho miavaka


  • Alakamisy 20 Jona 2024

Hanolotra seho miavaka ao amin’ny Arboretum Ankorondrano ny 28 jona izao i Mirana sy ny kabosiny.

Happy hour» na hoe fotoana mahafaly na koa mahasambatra sy mamy, raha atao dika malalaka moa, no nampisalorana ny anaran’ity seho ho atolony ny takarivan’io zoma io ity. Fampisehoana anaty fisakafoana sy fisotroana mandritry ny ora iray monja saingy inoana tokoa fa tena ho fotoana mamy, raha ny fanazavana hatrany. Eny an-toerana no mahita azy, araka izany.
J. Mirija
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : kolontsaina

  • « 25 taona isika ! »
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Mafy ny fifamatoran-dry

  • Faha 50
  • Zoma 18 Septambra 2026

taonan’ny tarika Voamaintilany

  • Rovan'i Madagasikara
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafapetraka ireo jiro manome endrika miavaka

  • Fiverenan'i Nono an-tanindrazana
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Fahombiazana ny "Tamberina"

  • FIKAMBANANA NY APINGA
  • Talata 08 Septambra 2026

Hampitombo isa ireo olona

  • FIHEZAMA, Sampana Karaté
  • Alakamisy 03 Septambra 2026

Nandray ny toerany ny

Hijery ny tohiny
FTT