kolontsaina

Mahamasina Lasa kianjan’ny trondro ny kianjan’ny kanto


  • Alakamisy 17 Novambra 2022

Lasa kianjan’ny trondro ny kianjan’ny kanto ao Mahamasina, hoy ny vazivazy zaritenan’ny mpanara-baovao mahita ny zava-miseho matetika anatin’ity kianja ity tato ho ato.

Raha ny votoatin’ny fifanarahana mikasika azy ity tamin’ny fotoan’androny anefa dia isan’ny toerana iray natao hanandratana ireo kanto vokatry ny tany toy ny hiragasy sy vakodrazana izany. Mampametra-panontaniana ankehitriny hoe impiry nomena sehatra tao amin’ity toerana ity moa izany ireo kanto voalaza teo ireo? Lasa birao manokana na QG an’ny depiote sady mpanakanto Rossy na Paulbert Rahasimanana ve ny toerana? Ity farany moa, raha tsiahivina, no nampiandraiketana ny fitantanana sy fikarakarana izany.
J. Mirija
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : kolontsaina

  • « 25 taona isika ! »
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Mafy ny fifamatoran-dry

  • Faha 50
  • Zoma 18 Septambra 2026

taonan’ny tarika Voamaintilany

  • Rovan'i Madagasikara
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafapetraka ireo jiro manome endrika miavaka

  • Fiverenan'i Nono an-tanindrazana
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Fahombiazana ny "Tamberina"

  • FIKAMBANANA NY APINGA
  • Talata 08 Septambra 2026

Hampitombo isa ireo olona

  • FIHEZAMA, Sampana Karaté
  • Alakamisy 03 Septambra 2026

Nandray ny toerany ny

Hijery ny tohiny
FTT