kolontsaina

Mahaleo 50 taona Eny Talatamaty indray no fotoana


  • Alatsinainy 18 Jolay 2022

Ny 29 jolay izao indray no fotoana manaraka iarahana amin’ny tarika Mahaleo ho fanamarihana hatrany ny faha 50

taona nisian’ity tarika nitety vanim-potoana maro teto amin’ny firenena ity. Toy ny Mahazatra dia Mahaleo hotronin’ireo taranaka hatrany izany no revy miainga manomboka izao, hoy ny fanazavan’I Dama. Ho avy hitondra ny fomba fihirany azy avy ny hiran’ny tarika hatramin’izay, araka izany, amin’io fotoana io ry Popol zanak’i Bekoto sy ry Maharo zanak’i Dama ary ireo zanaky Ry zokibe isany efa nodimandry rehetra tao amin’ny tarika. Lanonana anaty trano arahana fisakafoana sy fisotroana moa na “cabaret” ity ho hafanain-drizalahy eny amin’ny Score Talatamaty ity.
J. Mirija

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : kolontsaina

  • « 25 taona isika ! »
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Mafy ny fifamatoran-dry

  • Faha 50
  • Zoma 18 Septambra 2026

taonan’ny tarika Voamaintilany

  • Rovan'i Madagasikara
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafapetraka ireo jiro manome endrika miavaka

  • Fiverenan'i Nono an-tanindrazana
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Fahombiazana ny "Tamberina"

  • FIKAMBANANA NY APINGA
  • Talata 08 Septambra 2026

Hampitombo isa ireo olona

  • FIHEZAMA, Sampana Karaté
  • Alakamisy 03 Septambra 2026

Nandray ny toerany ny

Hijery ny tohiny
FTT