kolontsaina

Luc, Mahery, Nini Kolibera Hitondra “Revy guitare” eny amin’ny Pho Resto Ivato


  • Alatsinainy 27 Martsa 2023

Etsy amin’ny Pho Resto Ivato no fotoana ny zoma 31 martsa izao manomboka amin’ny 8 ora alina. Hitondra ny antsoina hoe “Revy guitare”

ao an-toerana amin’io fotoana io ry Luc sy ry Mahery ary Nini Kolibera, hoy ny fampitam-baovao. Ireo hira nanamarika ny fotoana mamy nialana sakana na fony mbola adolantsento no ho revena amin’ny alalan’ny gitara, hoy hatrany ny fanazavana. Efa tsy zoviana amin’ny filalaovana feo sy famelomana amin’ny fomba hafa mihitsy ireo vazo tsy tontan’ny ela moa raha ry zalahy ireto ka dia asakasak’izay tsy ho avy, hoy ny fitenenana izay.
J. Mirija
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : kolontsaina

  • « 25 taona isika ! »
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Mafy ny fifamatoran-dry

  • Faha 50
  • Zoma 18 Septambra 2026

taonan’ny tarika Voamaintilany

  • Rovan'i Madagasikara
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafapetraka ireo jiro manome endrika miavaka

  • Fiverenan'i Nono an-tanindrazana
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Fahombiazana ny "Tamberina"

  • FIKAMBANANA NY APINGA
  • Talata 08 Septambra 2026

Hampitombo isa ireo olona

  • FIHEZAMA, Sampana Karaté
  • Alakamisy 03 Septambra 2026

Nandray ny toerany ny

Hijery ny tohiny
FTT