LOLA

Eny amin’ny La City Ivandry ny fotoana rahampitso !


  • Alakamisy 06 Martsa 2025

Hanatanteraka fampisehoana etsy amin’ny Food Court La City Ivandry i Lola,

mpanankato tsy zoviana amintsika intsony. Ny datin’ny Zoma 07 Martsa ho avy izao manomboka amin’ny 08 ora alina no hanatontosany izany amin’ny alalan’ny Cabaret concert. Raha araka ny fanazavan’i Lola dia hiavaka ity fampisehoana hataony ity. Sady ho afaka miara-maka sary aminy mantsy ireo mpankafy no afaka hiresadresaka ihany koa raha ilaina izany, faran’ny herinandro hanokafana fifaliana indray mialohan’ny hitsenana ny herinandro vaovao. Ny RDJ raha tsiahivina no mikarakara ny hetsika izay marihina fa nikarakara ny fampisehoana notanterahin’i Bodo tamin’ny datin’ny Zoma 28 Febroary lasa teo ihany koa. Hira am-polony no hohirain’i Lola amin’izany ka anisan’ireny i Nadety, hira izay tena nahafantaran’ny maro azy tokoa.
Pati
Legende : Ela tsy nihaona tamin’ireo mpankafy azy i Lola !
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : kolontsaina

  • Faha 50
  • Zoma 18 Septambra 2026

taonan’ny tarika Voamaintilany

  • Rovan'i Madagasikara
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafapetraka ireo jiro manome endrika miavaka

  • Fiverenan'i Nono an-tanindrazana
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Fahombiazana ny "Tamberina"

  • FIKAMBANANA NY APINGA
  • Talata 08 Septambra 2026

Hampitombo isa ireo olona

  • FIHEZAMA, Sampana Karaté
  • Alakamisy 03 Septambra 2026

Nandray ny toerany ny

  • REKO
  • Alakamisy 03 Septambra 2026

AMIN'NY 20 SEPTAMBRA Etsy amin'ny lapan'ny

Hijery ny tohiny
FTT