kolontsaina

Lalao FUN QUIZZ Lasan-dRanaivoson Herivola ilay fiara Fiat Punto


  • Sabotsy 01 Septambra 2018

Natolotra omaly teny Andraharo ny lokan’ireo tsara vintana tamin’ilay lalao Fun Quizz andiany faha-27 nokarakarain’ny Airtel. Ranaivoson Herivola no nahazo ny fiara kely vaovao marika Fiat Punto loka tamin’izany.

 

 

 

 

 Nilaza ny tale jeneralin’ny Airtel, Maixent Bekangba raha nanolotra ny fanalahidin’ny fiara fa ny fiezahana sy ny finiviana ananana, eny fa na dia amin’ny alalan’ny lalao aza dia mety hahazoana voka-tsoa tsy hampoizina. Niisa 3 tapitrisa teo ireo mpanjifa nandray anjara tamin’ity lalao Fun Quiz ity manerana ny Nosy tao anatin’ny 90 andro. Anisan’ireo tsara vintana nahazo loka Razafimandimby Lucien Anselme, Raveloarisoa Sahondra Lalao ary Rakotomalala Rija. Vata fampangatsiahana, vata fahitalavitra “écran plat 32 pouces”, miampy ventillateur no natolotra azy ireo.

Pati

 

 

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : kolontsaina

  • Faha 50
  • Zoma 18 Septambra 2026

taonan’ny tarika Voamaintilany

  • Rovan'i Madagasikara
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafapetraka ireo jiro manome endrika miavaka

  • Fiverenan'i Nono an-tanindrazana
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Fahombiazana ny "Tamberina"

  • FIKAMBANANA NY APINGA
  • Talata 08 Septambra 2026

Hampitombo isa ireo olona

  • FIHEZAMA, Sampana Karaté
  • Alakamisy 03 Septambra 2026

Nandray ny toerany ny

  • REKO
  • Alakamisy 03 Septambra 2026

AMIN'NY 20 SEPTAMBRA Etsy amin'ny lapan'ny

Hijery ny tohiny
FTT