kolontsaina

Kolontsaina an-tanàn-dehibe Hatao fandaharana amin’ny onjam-peo ny “Riman’Art B”


  • Zoma 22 Febroary 2019

Fandaharana ara-kolontsaina vaovao mandeha ao amin’ny onjam-peo MBS Radio 95.4FM sy ny Radio Mada 100.8FM ny « Riman’Art B » hanasongadinana ny kolontsaina an-tànan-dehibe, toy ny Rap, R&B, Roots, Reggae,....

 

 

 Handraisana vahiny sy hampahafantarana mpanakanto vao misondrotra izy io. Hanomezana vahana  ihany koa ny tanora vao misandratra amin’ny kolontsaina tahaka ireo mpisehatra amin’ny asa soratra. Misy zana-pandaharana hihainoana ny hira, vaovao samihafa tahaka ny hetsika hatao. Isaky ny sabotsy takariva amin’ny 5 ora izy io no handeha ao amin’ny MBS Radio, ary isaky ny alarobia amin’ny 2 ora tolakandro ny famerenana. Ho an’ny Radio Mada kosa dia isaky ny sabotsy amin’ny 6ora hariva ary miverina isaky ny alarobia amin’ny 3 ora tolakandro. Manolotra sy manentana ny fandaharana “Riman’Art B” i Harjah sy Psico, izay tanora anisan’ny mivoy sy milomano ao anatin’ny kolontsaina an-tanàn-dehibe.

 

Toky R

 

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : kolontsaina

  • « 25 taona isika ! »
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Mafy ny fifamatoran-dry

  • Faha 50
  • Zoma 18 Septambra 2026

taonan’ny tarika Voamaintilany

  • Rovan'i Madagasikara
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafapetraka ireo jiro manome endrika miavaka

  • Fiverenan'i Nono an-tanindrazana
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Fahombiazana ny "Tamberina"

  • FIKAMBANANA NY APINGA
  • Talata 08 Septambra 2026

Hampitombo isa ireo olona

  • FIHEZAMA, Sampana Karaté
  • Alakamisy 03 Septambra 2026

Nandray ny toerany ny

Hijery ny tohiny
FTT