kolontsaina

Kanto Malagasy Nodimandry Ramaroson Mamy


  • Zoma 25 Mey 2018

Nodimandry ny alarobia 23 mey 2018 tao amin’ny hopitaly HJRA teo amin’ny faha-67 taonany i Mamy Ramaroson zanak’ilay kalaza Ramaroson Wilson.

Mpitendry “Contre basse” tao amin’ny tarika Ramaroson Wilson izy fony fahavelon’izy sy ny rainy ary rehefa maty ity farany dia izy indray no nandimby azy nitendry “Clavier” nandimby an-drainy. Hotontosaina eny Anosizato Andrefana rahampitso sabotsy 26 mey 2018 ny fandevenana ny nofo mangatsiakany rehefa avy atao veloma farany ao amin’ny FJKM Anosizato.

Mirary fiononana ho an’ny fianakaviany sy ny fianakaviamben’ny mpanakanto Malagasy ny ekipan’ny gazety Tia Tanindrazana.

 

Ntsoavina Evariste


 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : kolontsaina

  • Faha 50
  • Zoma 18 Septambra 2026

taonan’ny tarika Voamaintilany

  • Rovan'i Madagasikara
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafapetraka ireo jiro manome endrika miavaka

  • Fiverenan'i Nono an-tanindrazana
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Fahombiazana ny "Tamberina"

  • FIKAMBANANA NY APINGA
  • Talata 08 Septambra 2026

Hampitombo isa ireo olona

  • FIHEZAMA, Sampana Karaté
  • Alakamisy 03 Septambra 2026

Nandray ny toerany ny

  • REKO
  • Alakamisy 03 Septambra 2026

AMIN'NY 20 SEPTAMBRA Etsy amin'ny lapan'ny

Hijery ny tohiny
FTT