kolontsaina

JS Twins Hiaka-tsehatra etsy amin’ny Ethnika


  • Talata 04 Jolay 2023

Hiaka-tsehatra etsy amin’ny Ethnika, ao anatin’ny Urbania Analakely ireo mpanakanto malagasy kambana mirahalahy JS Twins.

Ny alin’ny 8 jolay izao io fampisehoana anaty trano iarahana amin’ireto kintana iraisampirenena ireto io. Fanararaotra io, hoy izy mirahalahy ireto, ao anatin’izao fandalovanay eto an-tanindrazana izao ary tena tsy hanam-paharoa. «Malagasy queen», «Avelao», «Toi et moi», «Babonao», santioanan’ireo hira tsy afaka am-bavanao mbola atao manakoako ao, hoy hatrany ny fampitam-baovao.
J. Mirija
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : kolontsaina

  • « 25 taona isika ! »
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Mafy ny fifamatoran-dry

  • Faha 50
  • Zoma 18 Septambra 2026

taonan’ny tarika Voamaintilany

  • Rovan'i Madagasikara
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafapetraka ireo jiro manome endrika miavaka

  • Fiverenan'i Nono an-tanindrazana
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Fahombiazana ny "Tamberina"

  • FIKAMBANANA NY APINGA
  • Talata 08 Septambra 2026

Hampitombo isa ireo olona

  • FIHEZAMA, Sampana Karaté
  • Alakamisy 03 Septambra 2026

Nandray ny toerany ny

Hijery ny tohiny
FTT