Joy K

Hanolotra seho manokana eto an-tanindrazana


  • Alatsinainy 22 Jolay 2024

Hanolotra seho manokana eto an-tanindrazana amin’izao fandalovany eto

Madagasikara izao ny mpanakanto Joy K, raha ny fampitam-baovao voaray. Ho an’ireo izay tsy afa-nanatrika ny seho teo amin’ny amin’ny lapan’ny kolontsaina sy fanatanjahantena Mahamasina, araka izany, hoy ny fanazavana, dia ny alin’ny 26 jolay izao no fotoana miaraka amin’ity mpanakanto ity etsy amin’ny Le Louvre, etsy Antaninarenina. Seho na «live» mandeha irery izy io, izany hoe ity mpanakanto ity irery no hamerina hampanembona ireo hira nahafantarana azy ao dia tsy inona moa izany fa ireo kalony tany amin’ny taona 2000 sy ny manodidina azy tany. «Raiki-pitia», «Sasatra», «Sambatra», «Tapitra hatreo», «Finoana» sy ny namany rehetra, araka izany, no ho ventsoin’i Joy K amin’ny endriny ankehitriny indray rehefa tonga izay fotoana izay.
J. Mirija

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : kolontsaina

  • Faha 50
  • Zoma 18 Septambra 2026

taonan’ny tarika Voamaintilany

  • Rovan'i Madagasikara
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafapetraka ireo jiro manome endrika miavaka

  • Fiverenan'i Nono an-tanindrazana
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Fahombiazana ny "Tamberina"

  • FIKAMBANANA NY APINGA
  • Talata 08 Septambra 2026

Hampitombo isa ireo olona

  • FIHEZAMA, Sampana Karaté
  • Alakamisy 03 Septambra 2026

Nandray ny toerany ny

  • REKO
  • Alakamisy 03 Septambra 2026

AMIN'NY 20 SEPTAMBRA Etsy amin'ny lapan'ny

Hijery ny tohiny
FTT