kolontsaina

IIT Teatra Hanamarika ny faha-70 taona nitsanganany


  • Sabotsy 24 Novambra 2018

1948-2018, feno 70 taona no nijoroan’ny IIT « Institut International du Thêatre IIT » ka ny 22 ka hatramin’ny 27 Novambra 2018 izao no hanamarihana izany any Hainan any Chine.

 

 Hisy ao anatin’izany  ny famelabelaran-kevitra  momba ny fiseharana sy ny fampandrosoana. Hisy ihany koa ireo atrikasa hiarahana amin’ireo matihanina avy any Etazonia, Burkina Faso ary avy any amin’ny Repoblika Tseky ary koa atrikasa  mihompana amin’ny kolontsaina Sinoa. Hisongadina ao anatin’io fanamarihana n faha-70 taona niorenan’ny IIT io koa  ny fankatoavana ny Ivotoerana Malagasin’ny IIT tarihan’i Mbato Ravaloson izay anisan’ireo vahiny voaasa any amin’ity fanamarihana ity.

 

Ntsoavina Evariste

 

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : kolontsaina

  • « 25 taona isika ! »
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Mafy ny fifamatoran-dry

  • Faha 50
  • Zoma 18 Septambra 2026

taonan’ny tarika Voamaintilany

  • Rovan'i Madagasikara
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafapetraka ireo jiro manome endrika miavaka

  • Fiverenan'i Nono an-tanindrazana
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Fahombiazana ny "Tamberina"

  • FIKAMBANANA NY APINGA
  • Talata 08 Septambra 2026

Hampitombo isa ireo olona

  • FIHEZAMA, Sampana Karaté
  • Alakamisy 03 Septambra 2026

Nandray ny toerany ny

Hijery ny tohiny
FTT