kolontsaina

Hosodoko eto Madagasikara Mbola sarotsarotra ny lalam-barotra


  • Alatsinainy 18 Oktobra 2021

Mbola sarotsarotra ny lalam-barotra, raha hosodoko no resahana, hoy ny mpanakanto misehatra amin’izany, Zongo Bilaky.

 Teo, hoy izy, ny fihibohana izay tsy nahafahana nivarotra firy. Izao manokana izao mampiasa akora azo havaozina izay hitako na hoe “récupérable” matetika. Mahavelona ny hosodoko eto Madagasikara raha mikiry sy milofo ary ivelomana rahateo moa ilay izy dia tsy maintsy amidy. Manodidina ny 700.000 ariary ankehitriny, hoy hatrany ny fanazavany, ny vidina hosodoko iray raha mora indrindra ary tsy voafetra kosa ny ambonin’izay.
J. Mirija

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : kolontsaina

  • « 25 taona isika ! »
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Mafy ny fifamatoran-dry

  • Faha 50
  • Zoma 18 Septambra 2026

taonan’ny tarika Voamaintilany

  • Rovan'i Madagasikara
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafapetraka ireo jiro manome endrika miavaka

  • Fiverenan'i Nono an-tanindrazana
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Fahombiazana ny "Tamberina"

  • FIKAMBANANA NY APINGA
  • Talata 08 Septambra 2026

Hampitombo isa ireo olona

  • FIHEZAMA, Sampana Karaté
  • Alakamisy 03 Septambra 2026

Nandray ny toerany ny

Hijery ny tohiny
FTT