kolontsaina

Honoré Rakotomanana Mila homena lanja ny tanora


  • Alarobia 16 Aogositra 2017

Saika tsy nisy valaka tamin’ny nambaran’ny praiminisitra, Solonandrasana Mahafaly tany Fianarantsoa,

 nandritry ny fankalazana ny andro iraisam-pirenena ho an’ny tanora farany teo ny tatitra nataon’ny Sena, Honoré Rakotomanana, mikasika ny fivoriana izay nataon’ireo parlemanta afrikanina ny 10 sy 11 aogositra teo. Iraisan’ny firenena afrikanina ny fananana tanora maro be saingy maro amin’izy ireo no tsy an’asa, raha ny votoatin’ny dinika natao no fintinina. Manoloana izany ary dia nilaza ny tenany fa ilaina ny mampifantoka ny tetikasa rehetra amin’ny sehatra miankina sy tsy miankina eo amin’ny lafiny fampianarana sy fahasalamana, indrindra ny fampananana asa. Tokony homena asa ireo tanora na misy na tsy misy karama aloa mba ho mora kokoa avy eo ny hidirany anaty sehatra matihanina.

J. Mirija

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : kolontsaina

  • Faha 50
  • Zoma 18 Septambra 2026

taonan’ny tarika Voamaintilany

  • Rovan'i Madagasikara
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafapetraka ireo jiro manome endrika miavaka

  • Fiverenan'i Nono an-tanindrazana
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Fahombiazana ny "Tamberina"

  • FIKAMBANANA NY APINGA
  • Talata 08 Septambra 2026

Hampitombo isa ireo olona

  • FIHEZAMA, Sampana Karaté
  • Alakamisy 03 Septambra 2026

Nandray ny toerany ny

  • REKO
  • Alakamisy 03 Septambra 2026

AMIN'NY 20 SEPTAMBRA Etsy amin'ny lapan'ny

Hijery ny tohiny
FTT