kolontsaina

HAKANTO CONTEMPORARY Hanolotra ny kanto ho an’ny mpiray Tanindrazana


  • Alakamisy 25 Febroary 2021

Hanatanteraka fampirantiana mitondra ny lohanteny hoe : “Manoloana ny zava-drehetra dia mbola ahy foana ianao”

 

 

 ny Hakanto Contemporary etsy amin’ny  Galerie Alhambra,  Ankadimbahoaka manomboka ny 27 febroary ho avy izao. Mpanakanto  miisa telo no hitondra ny sangan’asany avy  mandritra  izany izay  efa-bolana. Anisan’ireny I,  izay tsy zoviana amin’ny maro intsony. Hitondra ny fanahin’ny tsirairay hifanehatra lalina kokoa amin’ireo zavatra iriany sy hankafiziny   amin’ny alalan’ny “Kolondoy” ity farany.   MentalKLINIK kosa no hitondra  ilay fitiavana hafa ho an’Iarivo raha horaisin’i Rina Ralay Ranaivo an-tanana ny fanehoana fa ilaina ny mampiampita ny saina sy ny eritreritra mba hijerena lavitra hatrany amin’ny fiainana. Fampirantiana feno fitiavana sy fanehoam-pitiavana moa no handrafitra ny fotoana mandritra io efa-bolana io hanasana ny rehetra.

 

 

Pati

 

 

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : kolontsaina

  • « 25 taona isika ! »
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Mafy ny fifamatoran-dry

  • Faha 50
  • Zoma 18 Septambra 2026

taonan’ny tarika Voamaintilany

  • Rovan'i Madagasikara
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafapetraka ireo jiro manome endrika miavaka

  • Fiverenan'i Nono an-tanindrazana
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Fahombiazana ny "Tamberina"

  • FIKAMBANANA NY APINGA
  • Talata 08 Septambra 2026

Hampitombo isa ireo olona

  • FIHEZAMA, Sampana Karaté
  • Alakamisy 03 Septambra 2026

Nandray ny toerany ny

Hijery ny tohiny
FTT