kolontsaina

Haisoratra sy kabary Nivoaka ny "Saontsin-droazako"


  • Talata 14 Martsa 2017

Mbola betsaka amin’ireo kolontsaina isam-paritra eto amintsika, arahin’ny fomban-tany ny manakana ny vehivavy tsy hikabary.

 Ho azy ireny mantsy dia ny lehilahy ihany no manan-jo hanao izany, hoy ramatoa Hanitra Andriamboavonjy. Lova avy amin-drazanatsika anefa ny teny malagasy ka manan-jo ny handova  ny rehetra, eny hatramin’ny vehivavy. Tsy voasakana tokoa fa nanatanteraka ny faniriany Ramatoa Marie Jeanne, filoham-paritanin’ny FIMPIMA Toliara ka namoaka ilay  boky mitondra ny lohateny hoe : « Saontsin-droazako », hatoam-bola Ntandroy 148, hata-baly masikoro, Ntandroy, santionan-kabary vezo, ntanose…lanonana notanterahina tao amin’ny tranombokim-pirenena Anosy omaly. Fandresena lehibe ho an’ny vehivavy mpikambana ao amin’ny  FIMPIMA ny nivoahan’izao boky vaovao izao, hetsika izay mbola tafiditra ao anatin’ny fankalazana ny andro maneran-tany ho an’ny vehivavy ho azy ireo.

Pati


Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : kolontsaina

  • Faha 50
  • Zoma 18 Septambra 2026

taonan’ny tarika Voamaintilany

  • Rovan'i Madagasikara
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafapetraka ireo jiro manome endrika miavaka

  • Fiverenan'i Nono an-tanindrazana
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Fahombiazana ny "Tamberina"

  • FIKAMBANANA NY APINGA
  • Talata 08 Septambra 2026

Hampitombo isa ireo olona

  • FIHEZAMA, Sampana Karaté
  • Alakamisy 03 Septambra 2026

Nandray ny toerany ny

  • REKO
  • Alakamisy 03 Septambra 2026

AMIN'NY 20 SEPTAMBRA Etsy amin'ny lapan'ny

Hijery ny tohiny
FTT