kolontsaina

H-Sean «Namoron-kira no hany azo natao tamin’ity taona ity »


  • Alatsinainy 21 Desambra 2020

Isan'ireo mpanakanto malagasy misehatra eo amin'ny hira sy mozikan'ny tanàn-dehibe I H-Sean.

 

 

 

 Raha ny taona 2020, hoy izy, dia azo lazaina fa tsy dia nisy azo atao loatra raha ny sehatry ny mozika fa niaina kokoa tamin’ny famoronan-kira noho ny fahamehana ara-pahasalamana izahay. Ny fanomanana ny amin’ny taona ho avy izao no imasoana fa ny amin'ity dia mbola mitandrina satria mbola tsy tena resy ny Covid 19. Aleo mitandrina. Iny 5 volana farany nihibohana iny no tena hita ho mafy indrindra raha ho ahy manokana. Hira sy horontsary ary fampisehona moa izany no vina amin’ny taona hoavy io ary miisa 5 eo ireo hira ho atao fandraisam-peo raha tsy misy ny sampona, hoy hatrany ity mpanakanto ity.

J. Mirija

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : kolontsaina

  • « 25 taona isika ! »
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Mafy ny fifamatoran-dry

  • Faha 50
  • Zoma 18 Septambra 2026

taonan’ny tarika Voamaintilany

  • Rovan'i Madagasikara
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafapetraka ireo jiro manome endrika miavaka

  • Fiverenan'i Nono an-tanindrazana
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Fahombiazana ny "Tamberina"

  • FIKAMBANANA NY APINGA
  • Talata 08 Septambra 2026

Hampitombo isa ireo olona

  • FIHEZAMA, Sampana Karaté
  • Alakamisy 03 Septambra 2026

Nandray ny toerany ny

Hijery ny tohiny
FTT