kolontsaina

Gothlieb ao amin’ny Trano bongo “Haverina ny volan’izay tsy miomehy…”


  • Zoma 30 Oktobra 2020

Anio hariva amin’ny 7 ora no fotoana hiarahana amin’i Gothlieb etsy amin’ny Trano bongo Tanjombato ao anatin’ny hetsika Feo d’artifices tour.

 

Fiaraha-misakafo sy fihainoana mozika fa indrindra fiaraha-mihomehy sy mitsikitsiky moa no fampanantenan’ny mpikarakara ny hetsika iarahana amin’ity oloben’ny hatsikana Malagasy ity. Izay tsy mihomehy dia “remboursé”, izany hoe ho averina ny volany moa, hoy ny vazivazin-drizareo tompon’antoka amin’ity hetsika ity izay. Zoma mahafinaritra, araka izany, no rariana ho an’ireo izay ho tonga eny an-toerana.

J. Mirija

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : kolontsaina

  • « 25 taona isika ! »
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Mafy ny fifamatoran-dry

  • Faha 50
  • Zoma 18 Septambra 2026

taonan’ny tarika Voamaintilany

  • Rovan'i Madagasikara
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafapetraka ireo jiro manome endrika miavaka

  • Fiverenan'i Nono an-tanindrazana
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Fahombiazana ny "Tamberina"

  • FIKAMBANANA NY APINGA
  • Talata 08 Septambra 2026

Hampitombo isa ireo olona

  • FIHEZAMA, Sampana Karaté
  • Alakamisy 03 Septambra 2026

Nandray ny toerany ny

Hijery ny tohiny
FTT