kolontsaina

Fomba sy kolontsaina Miha liana amin’ny ny taom-baovao Malagasy ny olona


  • Alatsinainy 15 Martsa 2021

Nanomboka ny 11 martsa ary nifarana ny sabotsy teo ny fankalazana ny taom-baovao Malagasy ho an-drizareo

 

 

 Mankato ny fankalazana izany isaky ny tsinam-bolan’ny alahamady, izany hoe isaky ny volana martsa na aprily. Tsikaritra ho miha liana ny olona, raha mijery ny filaharana tetsy amin’ny Tahala Rarihasina Analakely nialoha ny fankalazana manetriketrika teny Ambohitrabiby ny sabotsy teo. Hatreto dia mbola hifandroritana hatrany na izany aza ny daty mikasika azy ity saingy heverina fa efa zava-dehibe ny hetahetan’ireo Malagasy te hamantatra ny maha izy azy amin’ny alalan’ny fombany sy ny kolontsainy, raha ny fanamarihan’ny mpandinika izany. Ny volana septambra indray moa no hanome fotoana ireo mpankalaza izay lazaina fa taom-baovao Malagasy izay hatrany, saingy isaky ny lohataona kosa ireo izay Mankato izany.

J. Mirija

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : kolontsaina

  • « 25 taona isika ! »
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Mafy ny fifamatoran-dry

  • Faha 50
  • Zoma 18 Septambra 2026

taonan’ny tarika Voamaintilany

  • Rovan'i Madagasikara
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafapetraka ireo jiro manome endrika miavaka

  • Fiverenan'i Nono an-tanindrazana
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Fahombiazana ny "Tamberina"

  • FIKAMBANANA NY APINGA
  • Talata 08 Septambra 2026

Hampitombo isa ireo olona

  • FIHEZAMA, Sampana Karaté
  • Alakamisy 03 Septambra 2026

Nandray ny toerany ny

Hijery ny tohiny
FTT