kolontsaina

Fitampoha Hotanterahina ny 6 jolay 2020 izao


  • Zoma 03 Jolay 2020

Raikitra fa tanterahina ao amin'ny Doany Miarinarivo efadahy Manankasina, ao amin’ny Fokontany Tsararano Ambony, Distrikan’i Mahajanga I, ny 6 jolay 2020 izao ny Fitampoha na fanompoam-be izay fomba amampanaon’ny foko Sakalava Boeny.

 

 

 

 

 Manaraka amin'ny antsakany sy andavany ireo fepetra ara-pahasalamana rehetra mifanaraka amin'ny ady amin'ny valan'aretina covid-19 ny fanatanterahana izany. Io no fanapahan-kevitry ny « Organisme Mixte de Conception » na OMC Mahajanga na ireo tompon’andraikitry ny filaminana, izay notarihin'ny Prefen'i Mahajanga, omaly, taorian'ny fifampidinihana isan-tsokajiny. Niova hevitra tamin'ny ora farany ny OMC manoloana ny ahiahy amin’ny mety hisian’ny savorovoro ka nanaiky ny hanatanterahana ny Fitampoha ihany.

Jean D.

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : kolontsaina

  • « 25 taona isika ! »
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Mafy ny fifamatoran-dry

  • Faha 50
  • Zoma 18 Septambra 2026

taonan’ny tarika Voamaintilany

  • Rovan'i Madagasikara
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafapetraka ireo jiro manome endrika miavaka

  • Fiverenan'i Nono an-tanindrazana
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Fahombiazana ny "Tamberina"

  • FIKAMBANANA NY APINGA
  • Talata 08 Septambra 2026

Hampitombo isa ireo olona

  • FIHEZAMA, Sampana Karaté
  • Alakamisy 03 Septambra 2026

Nandray ny toerany ny

Hijery ny tohiny
FTT