kolontsaina

Fikambanana Ambalambahoaka Vita ny fampihavanana teo amin’ny samy mpikambana


  • Talata 27 Martsa 2018

Ny taona 1991 no niorina voalohany teto amintsika ny fikambanana Ambalambahoaka.

Nandritra izay fotoana izay anefa  dia nataon’ny sasany tohatra fiakarana sy nampiadiany fotsiny ny samy mpikambana, hoy ny mpitarika ny fikambanana, antony nahatonga saina azy ireo  ka nanatanterahany ilay fampihavanana. Efa niravona tanteraka ny olana ankehitriny, raha araka ny fanazavan’izy ireo hatrany ary efa samy vonona ny hiroso amin’ny fampandrosoana ny rehetra ankehitriny izay  tsy hijanona ho azy ireo irery ihany fa hiitatra eny anivon’ny fiarahamonina mihitsy. Ny taona 2013 no tafajoro ara-panjakana ny fikambanana ary efa miparitaka manerana ny Boriborintany enina eto an-drenivohitra sy any amin’ny Faritra. Nankalaza ny fahadimy taona niorenany ny fikambanana ny sabotsy teo. Fiaraha-misakafo sy fiaraha-midinika ireo karazana paikady hahafahana mampandroso sy manatsara ny fikambanana no nivoitra nandritra izany, notarihin’ny solontenan’ny lehiben’ny Faritra Analamanga.

 

Pati

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : kolontsaina

  • Faha 50
  • Zoma 18 Septambra 2026

taonan’ny tarika Voamaintilany

  • Rovan'i Madagasikara
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafapetraka ireo jiro manome endrika miavaka

  • Fiverenan'i Nono an-tanindrazana
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Fahombiazana ny "Tamberina"

  • FIKAMBANANA NY APINGA
  • Talata 08 Septambra 2026

Hampitombo isa ireo olona

  • FIHEZAMA, Sampana Karaté
  • Alakamisy 03 Septambra 2026

Nandray ny toerany ny

  • REKO
  • Alakamisy 03 Septambra 2026

AMIN'NY 20 SEPTAMBRA Etsy amin'ny lapan'ny

Hijery ny tohiny
FTT