FIFOHAZAM-PANAHY HO AN’I MADAGASIKARA

Hiaka-tsehatra etsy amin’ny Coliseum Rija Rasolondraibe


  • Zoma 14 Martsa 2025

Hiaka-tsehatra etsy amin’ny Coliseum Antsonjombe Rija Rasolondraibe

ny datin’ny Sabotsy 05 Aprily ho avy izao. Ankoatra ny fitoriana ny filazantsara hotanterahiny dia hisy ny fampisehoana goavambe hataony hiantsoantsoana fifohazam-panahy ho an’i Madagasikara. Loha-hevitra hitondrany ny hetsika ny hoe : Indro tazako ny fifohazam-panahy, hiarahany amin’ny Evangelistra Julien Georgette. Hanafana ny sehatra hiaraka aminy kosa i Henika, mpanankato ara-pilazantsara tsy zoviana amintsika intsony. Toraka izany koa i Pepe Shine, Bodokely raha hanao ny fanentanana kosa ry Dj Denis Jee sy Mc Aldo. Tanjon’ireto mpanankato ireto ny hikasihana ny fon’ny Malagasy indray mba hanakaiky bebe kokoa an’Andriamanitra. Hanomboka amin’ny 12 ora atoandro ny fampisehoana, tsy misy ny vidim-pidirana fa maimaim-poana.
Pati

Legende : Sady hahazo haim-panahy no ho voky fiderana amin’io fotoana io miaraka amin’ireo mpanompon’Andriamanitra ireto !

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : kolontsaina

  • Faha 50
  • Zoma 18 Septambra 2026

taonan’ny tarika Voamaintilany

  • Rovan'i Madagasikara
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafapetraka ireo jiro manome endrika miavaka

  • Fiverenan'i Nono an-tanindrazana
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Fahombiazana ny "Tamberina"

  • FIKAMBANANA NY APINGA
  • Talata 08 Septambra 2026

Hampitombo isa ireo olona

  • FIHEZAMA, Sampana Karaté
  • Alakamisy 03 Septambra 2026

Nandray ny toerany ny

  • REKO
  • Alakamisy 03 Septambra 2026

AMIN'NY 20 SEPTAMBRA Etsy amin'ny lapan'ny

Hijery ny tohiny
FTT