kolontsaina

Fifaninanan’ny “Thai League 2” Namono baolina 4 i Njiva omaly


  • Alatsinainy 19 Oktobra 2020

Mandravarava ry Njiva Rakotoharimalala ao anatin’ny fifaninanan’ny Thai League 2 any Thailande.

 

 Nomantsin-dry Njiva izay mpanafika ikoizana sy mamiratra ao anatin’ny Klioba Nong Bua Pitchaya tamin’ny isa 5-0 ny Chiang Mai FC. I Njiva avokoa no namono ny baolina 4 ho an’ny kliobany. Teo amin’ny andro faha-10 amin’ny fifaninanam-pirenena any an-toerana izy io, ary mametraka azy ireo ho eo amin’ny laharana voalohany vonjimaika hatrany.

Toky R

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : kolontsaina

  • « 25 taona isika ! »
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Mafy ny fifamatoran-dry

  • Faha 50
  • Zoma 18 Septambra 2026

taonan’ny tarika Voamaintilany

  • Rovan'i Madagasikara
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafapetraka ireo jiro manome endrika miavaka

  • Fiverenan'i Nono an-tanindrazana
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Fahombiazana ny "Tamberina"

  • FIKAMBANANA NY APINGA
  • Talata 08 Septambra 2026

Hampitombo isa ireo olona

  • FIHEZAMA, Sampana Karaté
  • Alakamisy 03 Septambra 2026

Nandray ny toerany ny

Hijery ny tohiny
FTT