kolontsaina

Fiarovana varika Natsagana ny Madagascar Lemurs Portal


  • Talata 10 Novambra 2020

Najoro ny vovonana Madagascar Lemurs Portal mha hahafahana mizara ny tahirin-kvitra mahakasika ny varika amin` ny alalan` ny teknolojia. Niara nisalahy tamin`ny fanatanterahana izany ny « Groupe d`Etude et de recherches sur les primates » (GERP),

 


 « WCS Madagascar » ary ny « Fondation pour les Aires Protégées et la Biodiversité de Madagascar ». Izany dia miorina amin`ny fototra ara-tsiantifika, izay manana vina hamafisina ny fitehirizana ireo antontan-kevitra amin`ny fiarovana ireo zava-mananaina izay voasokajy ho laniy tamingana. Azo jeren'ny besinimaro ilay tranonkala ary maimaimpoana amin'ny:
www.lemursportal.org ity vovonana ity.

Marigny A.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : kolontsaina

  • « 25 taona isika ! »
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Mafy ny fifamatoran-dry

  • Faha 50
  • Zoma 18 Septambra 2026

taonan’ny tarika Voamaintilany

  • Rovan'i Madagasikara
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafapetraka ireo jiro manome endrika miavaka

  • Fiverenan'i Nono an-tanindrazana
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Fahombiazana ny "Tamberina"

  • FIKAMBANANA NY APINGA
  • Talata 08 Septambra 2026

Hampitombo isa ireo olona

  • FIHEZAMA, Sampana Karaté
  • Alakamisy 03 Septambra 2026

Nandray ny toerany ny

Hijery ny tohiny
FTT