Fianarana mamaky teny sy manoratra

Hitondra fanampiana ny Fikambanana Mamiratra atsy La Réunion


  • Alatsinainy 26 Aogositra 2024

Eto Madagasika amin’izao fotoana izao ny filohan’ny fikambanana Mamiratra atsy La Réunion sady

filoha lefitry ny sekoly ALMFR ao amin’ity nosy rahavavy ity ihany, Belinda Decalome. Isaorako, hoy izy, ny fikambanana Sésame, izay hanamafy fiaraha-miasa aminay sy ny fikambanana Mamiratra eto Madagasikara ato ho ato. Isaorana ihany koa ny fikambanana Mamiratra eto an-toerana izay tsy mitsahatra manatanteraka asa fanasoavana tsy miandry takalony an’ny malagasy. Ho eo hatrany aho hanome tanana azy ireo. Hanome tanana ny tanora malagasy ihany koa. Hanome tosika ara-bola hanampiana azy ireo amin’ny fianarana mamaky teny sy manoratra ary hahatonga azy ireo ho olon-dehibe tomponandraikitra. Vonona aho hanampy ny politika malagasy momba izany na ho an’ireo vakim-paritra na «quartier», ny kaominina ary Madagasikara manontolo, hoy hatrany ity mpitarika fikambanana atsy La Réunion ity.
J. Mirija
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : kolontsaina

  • Faha 50
  • Zoma 18 Septambra 2026

taonan’ny tarika Voamaintilany

  • Rovan'i Madagasikara
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafapetraka ireo jiro manome endrika miavaka

  • Fiverenan'i Nono an-tanindrazana
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Fahombiazana ny "Tamberina"

  • FIKAMBANANA NY APINGA
  • Talata 08 Septambra 2026

Hampitombo isa ireo olona

  • FIHEZAMA, Sampana Karaté
  • Alakamisy 03 Septambra 2026

Nandray ny toerany ny

  • REKO
  • Alakamisy 03 Septambra 2026

AMIN'NY 20 SEPTAMBRA Etsy amin'ny lapan'ny

Hijery ny tohiny
FTT