FETIN’NY RENY

Betsaka ny fanomezana azo hatolotra nefa mora


  • Alakamisy 22 Mey 2025

Rehefa manakaiky toy izao ny fety ny reny dia tsy vitsy ireo magazay

lehibe eto amintsika no ahitana zavatra tsara azo hatao fanomezana no sady mora. Anisan' izany ny Tranombarotra « Baolai » etsy Soarano , Analakely, ary ao Bazar - Be Toamasina. « Hampihanta manokana ny reny izy ireo amin' ity fety indray mitoraka ity, miaraka amin’ny marika « Hisense » amin' ny alalan' ny Fihenam - bidy sy arivazy. Ho an’ ireo izay mividy « réfrigérateur » iray dia hahazo Smartphone iray. Ao ny Plaque de cuisson, toy ny modely vaovao fahita lavitra fisaka mini Led - Ecran plat Oled - Smart Tv, misy 17 hatramin ny 120 pouces ( misy antoka 12 volana), air fryer, climatiseur, ... Mbola ao koa ny table de mixage, friteuses sy four multi - fonction, lave vaisselle, Télé Led 12 volts mandeha batterie ( misy 19 - 22 ary 24 pouces - tsy mila herinatra ), congélateurs ( mitazona ny hatsiaka 135 ora aorin’ ny delestazy ) , mini chaîne, panneaux solaires mono sy polychristalline, aspirateur, fer à lisser ( volo ), four micro - onde , subwoofers, micro tsara feo, synthétiseur, sound bar, ...
Pati
Legende : Azo hatolotra ho an’ny Reny avokoa ireto fanomezana rehetra ireto !
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : kolontsaina

  • Faha 50
  • Zoma 18 Septambra 2026

taonan’ny tarika Voamaintilany

  • Rovan'i Madagasikara
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafapetraka ireo jiro manome endrika miavaka

  • Fiverenan'i Nono an-tanindrazana
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Fahombiazana ny "Tamberina"

  • FIKAMBANANA NY APINGA
  • Talata 08 Septambra 2026

Hampitombo isa ireo olona

  • FIHEZAMA, Sampana Karaté
  • Alakamisy 03 Septambra 2026

Nandray ny toerany ny

  • REKO
  • Alakamisy 03 Septambra 2026

AMIN'NY 20 SEPTAMBRA Etsy amin'ny lapan'ny

Hijery ny tohiny
FTT