kolontsaina

Fetin’ny mozika Hankalaza ny 2 taonany ny orinasa Tady


  • Alarobia 16 Jona 2021

Ao anatin’ny fankalazana ny faha 2 taonany no sady fanamarihana ny fetin’ny mozika ihany koa dia misy ny fihaonana ombana lanonana feno fifanakalozana

 nampitondraina ny anarana hoe “Let’s Chill” hanasan’ny avy eo anivon’ny orinasa Tady ireo mpankafy mozika rehetra. Ho tontosaina etsy amin’ny Kafé Smooth Ambohimahitsy izany ny sabotsy 19 jona izao. Orinasa kely mpanao irony fanaingoana zava-maneno akostika na “ukuleles” sy “guitaleles personnalisés” irony moa ny Tady, raha ny fanazavan’ny mpanangana azy, Kanto Rabemarivo. Tady satria zava-maneno misy tady ary mampifandray zavakanto sy revy miisa 2 dia ny mozika sy kisarisary, hoy hatrany ny fanazavana.

 J. Mirija

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : kolontsaina

  • « 25 taona isika ! »
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Mafy ny fifamatoran-dry

  • Faha 50
  • Zoma 18 Septambra 2026

taonan’ny tarika Voamaintilany

  • Rovan'i Madagasikara
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafapetraka ireo jiro manome endrika miavaka

  • Fiverenan'i Nono an-tanindrazana
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Fahombiazana ny "Tamberina"

  • FIKAMBANANA NY APINGA
  • Talata 08 Septambra 2026

Hampitombo isa ireo olona

  • FIHEZAMA, Sampana Karaté
  • Alakamisy 03 Septambra 2026

Nandray ny toerany ny

Hijery ny tohiny
FTT