kolontsaina

Festival Lampogno Tadiavina mpanao politika hosomparana


  • Alatsinainy 07 Aogositra 2017

Hatao any Antsohihy ny 24 ka hatramin’ny faha 27 aogositra izao ny Festival Lampogno.

Mifono firaisankina sy fihavanana, hoy ny fanazavan’I Jean Rigo Randriamaniraka, isan’ireo mpikarakara, ny hetsika ary miseho amin’ny endrika asa an-tana-maro sy iombonana saingy tsy nisy tambiny fa zava-pisotro mahamamo nentim-paharazana, toy ny betsabetsa no hifankasitrahana mba ho mariky ny fifanajana. Amin’ny maha Tamboroho ny lohahevitra amin’ity indray mitoraka ity kosa dia miampy sakafo izany. Hetsika ara-kolontsaina sy fanatanjahantena maro mampiavaka iny faritra iny moa no  isan’ny andravahana ny hetsika ary ny tarika Jean Rigo sy Grand maitre Tianjama no hanokatra ny lanonana. Nilaza i Jean Rigo fa tato ho ato dia nisy mpanao politika ninia manao hetsika hafa izay efa hita fa hamotehana ity hetsika ity ary mivoana amin’ny kolontsain’ny fihavanana sy firaisankina mihitsy satria na ny anarany aza dia mivoy fifandrafiana. Niangavy ary ny tenany mba ho ny tombontsoa iombonan’ny faritra amin’izay no jerena.

 

J. Mirija


Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : kolontsaina

  • Faha 50
  • Zoma 18 Septambra 2026

taonan’ny tarika Voamaintilany

  • Rovan'i Madagasikara
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafapetraka ireo jiro manome endrika miavaka

  • Fiverenan'i Nono an-tanindrazana
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Fahombiazana ny "Tamberina"

  • FIKAMBANANA NY APINGA
  • Talata 08 Septambra 2026

Hampitombo isa ireo olona

  • FIHEZAMA, Sampana Karaté
  • Alakamisy 03 Septambra 2026

Nandray ny toerany ny

  • REKO
  • Alakamisy 03 Septambra 2026

AMIN'NY 20 SEPTAMBRA Etsy amin'ny lapan'ny

Hijery ny tohiny
FTT