Faritr’Itasy sy Analamanga

Mbola tena mankafy vakodrazana


  • Alakamisy 31 Oktobra 2024

Azo lazaina ho faritra mbola tena mankafy vakodrazana ny faritr’Itasy sy Analamanga, raha ny tatitry ny tarika

mpiangaly ity mozika sy dihy malagasy ity, izay mamita fitetezam-paritra amin’ny toerana samihafa amin’izao fotoana izao, Rabejean Miarinarivo. Hipoka vahoaka hatrany izay aleha rehetra, hoy i Rabejean Sodina Vava, mpitarika ny tarika na ny tao an-tampon’Ankaratra izany na ny tao Alarobiavatosola, distrikan’Andramasina, faritra Analamanga. Ho entintsika miakatra ity kolontsaina malagasy sy ny vakodrazana ao aminy ity, hoy izy. Tanjona, araka izany, ny hanabevoho hatrany izay vakodrazana izay mba ho ny malagasy manontolo mihitsy no hahay hankafy ny hatsaràn’izany kolontsaina sy fomba maha izy antsika izany, raha ny fanazavana ihany.
J. Mirija
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : kolontsaina

  • Faha 50
  • Zoma 18 Septambra 2026

taonan’ny tarika Voamaintilany

  • Rovan'i Madagasikara
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafapetraka ireo jiro manome endrika miavaka

  • Fiverenan'i Nono an-tanindrazana
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Fahombiazana ny "Tamberina"

  • FIKAMBANANA NY APINGA
  • Talata 08 Septambra 2026

Hampitombo isa ireo olona

  • FIHEZAMA, Sampana Karaté
  • Alakamisy 03 Septambra 2026

Nandray ny toerany ny

  • REKO
  • Alakamisy 03 Septambra 2026

AMIN'NY 20 SEPTAMBRA Etsy amin'ny lapan'ny

Hijery ny tohiny
FTT