Faribolana Sandratra

Hanolotra ny «Mioty fanahy»


  • Alarobia 10 Jolay 2024

Etsy amin’ny Efitrano Dox, tranombokim-pirenena Anosy,

no fotoana amin’ity anio ity miaraka amin’i Zo Maminirina sy Manitra Mampandriniaina. Hanolotra ny «Mioty fanahy» ireto mpanoratra mikambana eo anivon’ny Faribolana Sandratra ireto. Hisy, raha ny fanazavana, ny velankevitra, momba ity asa soratra nifarimbonan’izy mirahalahy mitondra ny lohateny hoe «Mioty fanahy» ity anio alarobia 10 jolay 2024 manomboka amin’ny 2 ora sasany tolakandro. Manasa ny rehetra, noho izany, izy mirahalahy ireto.
J. Mirija
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : kolontsaina

  • « 25 taona isika ! »
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Mafy ny fifamatoran-dry

  • Faha 50
  • Zoma 18 Septambra 2026

taonan’ny tarika Voamaintilany

  • Rovan'i Madagasikara
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafapetraka ireo jiro manome endrika miavaka

  • Fiverenan'i Nono an-tanindrazana
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Fahombiazana ny "Tamberina"

  • FIKAMBANANA NY APINGA
  • Talata 08 Septambra 2026

Hampitombo isa ireo olona

  • FIHEZAMA, Sampana Karaté
  • Alakamisy 03 Septambra 2026

Nandray ny toerany ny

Hijery ny tohiny
FTT