kolontsaina

Fara Gloum, Rija Perc, Desp Nitondra mozika akostika tao Anat-Saha


  • Alatsinainy 08 Novambra 2021

« Tendry sy kalo rotsirotsy », izay indray no lohateny nampitondrana ny fiarahana tamin’ireo mpanakanto havanana amin’ny vazo akostika nahitana an-dry Fara Gloum,

 Rija Perc, Desp tetsy Anat-Saha Andohatapenaka ny takarivan’ny sabotsy teo. Nitondra izay mozika akostika izay tamin’alalan’ny fiantsana ireo hira gasigasy fanomezan-tsiro rehefa faran’ny herinandro, araka izany, ireto mpanakanto ireto. Isany, ohatra, ny sanganasan-dry Voninavoko sy ny an’i Fara Gloum ihany koa mazava ho azy ary ny hira azo hiaraha-mivazo amin’ny feon-gitara sy izay feo akostika izay rehetra. Mahafinaritra foana ato « Anat-Saha », hoy hatrany ny mpikarakara.

J. Mirija
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : kolontsaina

  • « 25 taona isika ! »
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Mafy ny fifamatoran-dry

  • Faha 50
  • Zoma 18 Septambra 2026

taonan’ny tarika Voamaintilany

  • Rovan'i Madagasikara
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafapetraka ireo jiro manome endrika miavaka

  • Fiverenan'i Nono an-tanindrazana
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Fahombiazana ny "Tamberina"

  • FIKAMBANANA NY APINGA
  • Talata 08 Septambra 2026

Hampitombo isa ireo olona

  • FIHEZAMA, Sampana Karaté
  • Alakamisy 03 Septambra 2026

Nandray ny toerany ny

Hijery ny tohiny
FTT