kolontsaina

Fanolanana zazavavy 12 taona Lehilahy iray nidoboka any Tsiafahy


  • Alatsinainy 25 Martsa 2024

Lehilahy iray 33 indray no tratra nanoloana zazavavy vao 12 tao Fitroafana

Talatamaty ny herinandro teo. Voalaza fa naka ireo trondrony tao amin'ny dobo iray ity lehilahy ity no nitangoronan'ireo ankizy teo an-tanàna. Rehefa vita izay nataony dia navelany nitsimpona izay tsy azony ireo ankizy ka isan'izany ity ankizivavy 12 taona. Io ankizivavy io no farany teo ary tsy nahazo na inona na inona intsony ka nantsoin'ity lehilahy lehibe ity ary nofitahiny fa omeny trondro. Rehefa niditra tao an-tranony ilay ankizivavy dia nohidiany an_keriny ary nanamparany ny filan-dratsiny. Nalefa eny Tsiafahy avy hatrany ity lehilahy ity mandra-piandry ny fotoam-pitsarana azy, araka ny tatitry kaompanian'ny zandarimaria Ambohidratrimo.
Nangonin'i Toky R
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : kolontsaina

  • « 25 taona isika ! »
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Mafy ny fifamatoran-dry

  • Faha 50
  • Zoma 18 Septambra 2026

taonan’ny tarika Voamaintilany

  • Rovan'i Madagasikara
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafapetraka ireo jiro manome endrika miavaka

  • Fiverenan'i Nono an-tanindrazana
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Fahombiazana ny "Tamberina"

  • FIKAMBANANA NY APINGA
  • Talata 08 Septambra 2026

Hampitombo isa ireo olona

  • FIHEZAMA, Sampana Karaté
  • Alakamisy 03 Septambra 2026

Nandray ny toerany ny

Hijery ny tohiny
FTT