Fanja Andriamanantena

«Mety kokoa raha esorina hatramin’ny fakany iny…»


  • Alarobia 13 Martsa 2024

Ilay tononkira nodisoina, nampiana, manova ny fanahin'ilay hira

mihitsy no tsy zakako, raha izaho, hoy ny mpanakanto, Fanja Andriamanantena. Vita iny, hoy izy. Nifona izy mirahalahy. Mety kokoa raha esorina hatramin'ny fakany iny "zavatra" iny sao handiso ny sain'ny tanora malagasy, hoy hatrany ity mpanakanto ity, mbola manahy mafy.
J. Mirija
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : kolontsaina

  • « 25 taona isika ! »
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Mafy ny fifamatoran-dry

  • Faha 50
  • Zoma 18 Septambra 2026

taonan’ny tarika Voamaintilany

  • Rovan'i Madagasikara
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafapetraka ireo jiro manome endrika miavaka

  • Fiverenan'i Nono an-tanindrazana
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Fahombiazana ny "Tamberina"

  • FIKAMBANANA NY APINGA
  • Talata 08 Septambra 2026

Hampitombo isa ireo olona

  • FIHEZAMA, Sampana Karaté
  • Alakamisy 03 Septambra 2026

Nandray ny toerany ny

Hijery ny tohiny
FTT