kolontsaina

Fanaovana hosodoko Tsy ampy ny sehatra ivelarana eto Madagasikara


  • Alakamisy 10 Janoary 2019

Velon-taraina ireo mpanao hosodoko eto Madagasikara noho ny tsy fahampian’ny fitaovana. Olana be ihany koa, hoy izy ireo ny tsy fisian’ny sehatra mba ahafahana mivelatra.

 

 

Efa betsaka ny fangatahana nataon’izy ireo maneho ny asa tanany amin’ireny fampirantiana maro samihafa ireny saingy ambony loatra ny vola takiana ka tsy takatra, hoy izy ireo. Manampy trotraka ihany koa ny tsy fisian’ny tena fiarovana feno ao amin’ny OMDA kanefa ny latsakemboka arotsaka ihany. Tokony hahavelona ny asa fanaovana hosodoko raha misy ny sehatra ahafaha-mivelatra, hoy izy ireo. Mila tezaina ho tia ny kolontsaina Malagasy ihany koa ny vahoaka ary miainga any amin’ny mpitantana firenena mihitsy ny manentana ny amin’izany.

Tsirinasolo

 

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : kolontsaina

  • « 25 taona isika ! »
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Mafy ny fifamatoran-dry

  • Faha 50
  • Zoma 18 Septambra 2026

taonan’ny tarika Voamaintilany

  • Rovan'i Madagasikara
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafapetraka ireo jiro manome endrika miavaka

  • Fiverenan'i Nono an-tanindrazana
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Fahombiazana ny "Tamberina"

  • FIKAMBANANA NY APINGA
  • Talata 08 Septambra 2026

Hampitombo isa ireo olona

  • FIHEZAMA, Sampana Karaté
  • Alakamisy 03 Septambra 2026

Nandray ny toerany ny

Hijery ny tohiny
FTT