kolontsaina

Fanamboarana an’i Mahamasina Tsy ho voakitika ny Kianjan’ny kanto


  • Alarobia 23 Desambra 2020

Tontosa androany indray ny fihaonan’ireo mpiara-miombon’antoka amin’ny fanatanterahana ny kianjan ny Barea:

 

 

 

 ireo ministera rehetra ka hatramin’ny ny Sinoa mpanatanteraka ny asa ka hatramin’ny jirama sy ny “douanes” eo ambany fifehezan’ny prezidansa”, hoy ny depiote Rahasimanana Paul Bert na Rossy omaly nampita vaovao tao amin’ny tambajotran-tseraserany. Ny mazava dia misinda ny ahiahinareo “associations culturelles” fikambanana ara-kolotoraly rehetra mpampiasa ny kianjan’ny kanto fa mijanona eo amin’ny toerana maintso misy azy izy, ary ho hatsaraina aza, ary koa ny “terrains annexes” sy ny fanaovana basketin’i Boana dia hiverina sy hihatsara. Misaotra ny Filoha dia misaotra ny rehetra, fa raha nisakana i Mahamasina tsy tanteraka izao fanamby faran’izay goavana izao”, hoy i Rossy.

Toky R

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : kolontsaina

  • « 25 taona isika ! »
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Mafy ny fifamatoran-dry

  • Faha 50
  • Zoma 18 Septambra 2026

taonan’ny tarika Voamaintilany

  • Rovan'i Madagasikara
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafapetraka ireo jiro manome endrika miavaka

  • Fiverenan'i Nono an-tanindrazana
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Fahombiazana ny "Tamberina"

  • FIKAMBANANA NY APINGA
  • Talata 08 Septambra 2026

Hampitombo isa ireo olona

  • FIHEZAMA, Sampana Karaté
  • Alakamisy 03 Septambra 2026

Nandray ny toerany ny

Hijery ny tohiny
FTT