Fampisehoan’i D Lain sy Denise

Azo jifaina manomboka anio ny tapakila


  • Alatsinainy 24 Febroary 2025

Ny 2 martsa 2025 izao, amin'ny 3ora tolakandro, no fotoana ao amin'ny Amphithéâtre CCI ivato

miaraka amin’ireo mpanakanto malagasy azo lazaina hoe tompon’ny angovom-peo ihany koa dia tsy iza fa i D Lain sy Denise. Heverina, araka izany, fa fampisehoana iray hiavaka io. Araka ny fampahafantarana natao moa, ny tapakila dia azo jifaina ao amin'ny «www.ketrika.com» manomboka anio alatsinainy 24 febroary 2025. Misokajy roa izany tapakila izany, izay ahitàna ny Silver, jifaina 40.000 Ariary sy ny Bronze, 30.000Ariary. Azo atao ihany koa ao anatin’izany ny fanaterana na «livraison» eny amin’ireo lalana azo ifanatonana amin’ireo mpanjifa na «point relais» isan-karazany toa an’ireo toerana ahitàna Pho Resto rehetra sy eny amin’ny Vidy Varotra Soanierana, hoy hatrany ny fanazavàna.
J. Mirija

 

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : kolontsaina

  • Faha 50
  • Zoma 18 Septambra 2026

taonan’ny tarika Voamaintilany

  • Rovan'i Madagasikara
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafapetraka ireo jiro manome endrika miavaka

  • Fiverenan'i Nono an-tanindrazana
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Fahombiazana ny "Tamberina"

  • FIKAMBANANA NY APINGA
  • Talata 08 Septambra 2026

Hampitombo isa ireo olona

  • FIHEZAMA, Sampana Karaté
  • Alakamisy 03 Septambra 2026

Nandray ny toerany ny

  • REKO
  • Alakamisy 03 Septambra 2026

AMIN'NY 20 SEPTAMBRA Etsy amin'ny lapan'ny

Hijery ny tohiny
FTT