kolontsaina

Fampisehoana “Mihetsika” Hanambatra mozika sy hatsikana ary hosodoko


  • Alarobia 28 Septambra 2022

Etsy amin’ny Kudeta Carlton Anosy no fotoana rahampitso 29 septambra ao anatin’ilay fampisehoana mitondra ny lohateny hoe “Mihetsika”.

Hanambatra mozika sy hatsika ary hosodoko ireo mpanakanto miisa 3 hanetsika ity takarava ity, raha ny fanazavana, ka ahitana an’I Mosa sy Manjato ary Riv O’Nat. Hisy ihany koa, ankoatran’izay ny fifampizarana samihafa tsy ampoizina. Vahiny manokana kosa ilay mpanakanto Finengo Mahasaky, hoy hatrany ny fampitam-baovao.
J. Mirija
Legende: Izy 3 mianadahy hanetsika ny “Mihetsika” 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : kolontsaina

  • « 25 taona isika ! »
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Mafy ny fifamatoran-dry

  • Faha 50
  • Zoma 18 Septambra 2026

taonan’ny tarika Voamaintilany

  • Rovan'i Madagasikara
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafapetraka ireo jiro manome endrika miavaka

  • Fiverenan'i Nono an-tanindrazana
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Fahombiazana ny "Tamberina"

  • FIKAMBANANA NY APINGA
  • Talata 08 Septambra 2026

Hampitombo isa ireo olona

  • FIHEZAMA, Sampana Karaté
  • Alakamisy 03 Septambra 2026

Nandray ny toerany ny

Hijery ny tohiny
FTT