kolontsaina

Faha 35 taonan’ny tarika Kiaka Mpanakanto maro no hanotrona


  • Alakamisy 09 Septambra 2021

Ao anatiny hatrany amin’ny fankalazana ny faha 35 taonany ankehitriny ny tarika mpiangaly Rock Malagasy ela nietezana, Kiaka.

 Ho fanohizana izany dia manomana fampisehoana goavana sy miavaka ny tarika ankehitriny. Mpanakanto maro no ho avy hanotrona izany, raha ny fanazavan’I Jocelyn Ralambo Andrianiaina na Ra Joce, isan’ireo mpikambana nanorona ny tarika. Isan’izany i Abasse ao amin’ny tarika Apost, Niry ao amin’ny tarika Iraimbilanja, ny tarika Loharano ary i Jacquot ao amin’ny tarika Green. Ho ampafahantarina tsy ho ela moa, hoy izy, ny daty sy toerana hanatontosana ity fampisehoana tsy hanam-paharoa ity.
J. Mirija
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : kolontsaina

  • « 25 taona isika ! »
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Mafy ny fifamatoran-dry

  • Faha 50
  • Zoma 18 Septambra 2026

taonan’ny tarika Voamaintilany

  • Rovan'i Madagasikara
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafapetraka ireo jiro manome endrika miavaka

  • Fiverenan'i Nono an-tanindrazana
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Fahombiazana ny "Tamberina"

  • FIKAMBANANA NY APINGA
  • Talata 08 Septambra 2026

Hampitombo isa ireo olona

  • FIHEZAMA, Sampana Karaté
  • Alakamisy 03 Septambra 2026

Nandray ny toerany ny

Hijery ny tohiny
FTT