kolontsaina

Faha 35 taonan’ny Tarika Kiaka Hifamaly fitia amin’ny mpankafy


  • Alarobia 06 Oktobra 2021

Hifamaly fitia amin’ny mpankafy etsy Antsahamanitra ny alahady 10 oktobra izao ny tarika ela nietezana teo amin’ny tontolon’ny Rock Malagasy dia ny tarika Kiaka

. Hisy ny fahatsiarovana maro toy ny vokatra hita maso samihafa ho zaraina ho an’ny mpankafy, araka izany, izany hoe, toy ny kasikety sy T Shirt izany na Polo, raha ny fanazavan-drizalahy tetsy amin’ny Le Garage Antsahavola. Noho ny fihibohana moa dia miandry kosa aloha ny rakikira faha 8 ary mety amin’ny taona hoavy mihitsy vao hivoaka. Ny taona 2011, ho fanamarihana ny faha 25 no nisiana rakikira farany. Miisa 80 eo kosa ny totalin’ny hira hananan’ny tarika. Kiaka no lasa anaran’ny tarika, hoy i Ra Joce, basista ao amin’ny tarika, satria resy lahatra izahay fa mila mikiaka raha tiana ho heno sy hielim-pantrana ny hafatra tiana hampitaina.
J. Mirija

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : kolontsaina

  • Rovan’Ambohitratrimo,
  • Talata 28 Aprily 2026

nahitana tavoahangy nisy pétrole

  • Nanandratra avo ny gadona Tsapiky
  • Alatsinainy 20 Aprily 2026

Anisan’ny notoloran’ny

  • MPANANKATO NICO -LAH-STAR
  • Alatsinainy 20 Aprily 2026

Maty nisy nisompatra

  • Honorat Fou hehy
  • Zoma 17 Aprily 2026

Efa tsara fandraisana

  • Festival de Tsapiky
  • Alatsinainy 13 Aprily 2026

Nafaran’ny fitondram-panjakana manokana i Tirike

Hijery ny tohiny
FTT