kolontsaina

Faha-30 taonan’ny Faribolana sandratra Nitombo avo 100 heny ny isan’ny mpikambana


  • Alarobia 18 Septambra 2019

Nosokafana tamin’ny fomba ofisialy tetsy amin’ny tranombokim-pirenena etsy Ampefiloha omaly ny ivon’ny fankalazana ny faha-30 taona nisian’ireo Poeta sy mpanoratra mikambana eo anivon’ny Faribolana sandratra.

 

 Raha mpanoratra miisa 3 monja no nanangana sy nikambana tao ny 11 janoary 1989 dia efa mahatratra 300 isa izany ankehitriny, hoy Ranoe, anisan’ireo mpikambana ela nihetezana, izany hoe nitombo avo 100 heny. Hanatanterahana ny teny filamatra manao hoe « Iainako ny teniko hanamasina ny taniko. » moa dia maro ireo hetsika hotontosaina manomboka  anio toy ny velakevitra hanazavana ireo karazana asa soratry ny mpikambana ary ny sabotsy izao dia hisy ny Paotsatroka ho an’ny mpanoratra J. Nalisoa Ravalitera.

J. Mirija

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : kolontsaina

  • « 25 taona isika ! »
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Mafy ny fifamatoran-dry

  • Faha 50
  • Zoma 18 Septambra 2026

taonan’ny tarika Voamaintilany

  • Rovan'i Madagasikara
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafapetraka ireo jiro manome endrika miavaka

  • Fiverenan'i Nono an-tanindrazana
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Fahombiazana ny "Tamberina"

  • FIKAMBANANA NY APINGA
  • Talata 08 Septambra 2026

Hampitombo isa ireo olona

  • FIHEZAMA, Sampana Karaté
  • Alakamisy 03 Septambra 2026

Nandray ny toerany ny

Hijery ny tohiny
FTT