kolontsaina

Erick Manana Namarana ny seho 2021 eto Madagasikara


  • Alatsinainy 15 Novambra 2021

Nafana ny fiarahana tetsy amin’ny CC ESCA ny takarivan’ny zoma teo niaraka tamin’ny mpanakanto mpivoy Ba gasy, Eric Manana sy Feo gasy ary Bebey sy Benny.

 Nitohy teny amin’ny "Rilatsy Buffet By Pass" moa ny fiarahana ny alin’ny sabotsy niaraka tamin’I Eric Manana. Isan’ireo vahiny tsy nampoizina nandray anjara tamin’ity seho namarana ny taona 2021 eto Madagasikara ho an’I Erick Manana ity moa i Dama ao amin’ny tarika Mahaleo sy ny zanany. “Tsiky malefaka, fijerinao ankamantatra…”, “Ny fitiavako an’I Mama, tsy mivaky fa mafonja…”, “Izay ratranao dia feriko…” mbola samy niaraha-nihira sy nanakoako avokoa teny amin’ireo toerana nandalovan’ity mpanakanto ity izany tononkira rehetra izany nandritr’ireo alin’ny fiafaran’ny herinandro ireo.
J. Mirija
Legende: Takariva gasigasy tetsy amin’ny CC ESCA
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : kolontsaina

  • « 25 taona isika ! »
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Mafy ny fifamatoran-dry

  • Faha 50
  • Zoma 18 Septambra 2026

taonan’ny tarika Voamaintilany

  • Rovan'i Madagasikara
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafapetraka ireo jiro manome endrika miavaka

  • Fiverenan'i Nono an-tanindrazana
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Fahombiazana ny "Tamberina"

  • FIKAMBANANA NY APINGA
  • Talata 08 Septambra 2026

Hampitombo isa ireo olona

  • FIHEZAMA, Sampana Karaté
  • Alakamisy 03 Septambra 2026

Nandray ny toerany ny

Hijery ny tohiny
FTT