kolontsaina

Depiote Jean Michel Henri Voafidy ho filohan`ny FIZAFATO


  • Alatsinainy 25 Janoary 2021

Nahazo ny filoha vaovao ny ny Fikambanan` ny zanak`ampelezan` ny faritanin`i

 

 

 

 

Toliara (FIZAFATO). Taorian` i Maharante Jaean de Dieu, minisitry ny paositra sy ny fifandraisana an-davaitra teo aloha, dia ny solombavambahoaka voafidy tao Ambovombe Androy no sady kestora eo anivon` ny Antenimieram-pirenena, Jean Michel Henri, no hisahana ny fitantanana an` ity fikambanana ity. Nahazo ny vato 100% izy tamin`ireo mpifidy 62. Ny fampiraisana sy ny fanamafisana ny firaisankina entina hampandrosoana an`ny faritanin`i Toliara no fanamby napetrak’ity filoha vaovao ity amin`izao nahavoafidy azy izao.

Marigny A.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : kolontsaina

  • « 25 taona isika ! »
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Mafy ny fifamatoran-dry

  • Faha 50
  • Zoma 18 Septambra 2026

taonan’ny tarika Voamaintilany

  • Rovan'i Madagasikara
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafapetraka ireo jiro manome endrika miavaka

  • Fiverenan'i Nono an-tanindrazana
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Fahombiazana ny "Tamberina"

  • FIKAMBANANA NY APINGA
  • Talata 08 Septambra 2026

Hampitombo isa ireo olona

  • FIHEZAMA, Sampana Karaté
  • Alakamisy 03 Septambra 2026

Nandray ny toerany ny

Hijery ny tohiny
FTT