Daddy Metal

Hanolotra ny «Ilay voaloham-pitia» etsy amin’ny Karibotel


  • Alarobia 13 Martsa 2024

Hanolotra ny «Ilay voaloham-pitia» etsy amin’ny Karibotel Analakely i Daddy Metal.

Ny alahady 24 martsa hoavy izao moa, raha ny fanazavany, no hanolorany io rakikirany vaovao io an-tsehatra. Hisy koa, araka izany, ny fivarotana izany eny an-toerana. Ankoatran’ireo fihirana ny hirany manokana anefa dia hisy ihany koa ny famelomana ireo hiran’olon-kafa na itony antsoina hoe «Cover» itony amin’io fotoana io, raha ny fanazavan’ity mpanakanto ity hatrany.
J. Mirija
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : kolontsaina

  • « 25 taona isika ! »
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Mafy ny fifamatoran-dry

  • Faha 50
  • Zoma 18 Septambra 2026

taonan’ny tarika Voamaintilany

  • Rovan'i Madagasikara
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafapetraka ireo jiro manome endrika miavaka

  • Fiverenan'i Nono an-tanindrazana
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Fahombiazana ny "Tamberina"

  • FIKAMBANANA NY APINGA
  • Talata 08 Septambra 2026

Hampitombo isa ireo olona

  • FIHEZAMA, Sampana Karaté
  • Alakamisy 03 Septambra 2026

Nandray ny toerany ny

Hijery ny tohiny
FTT